jeudi 30 mai 2019
Alakamisy 30 May 2019 - Lio 24 : 50 - 53
50Dia nentin’i Jesoa ivelan’ny tanàna hatrany akaikin’i Betania ireo mpianany, ary nasandrany ny tanany hitso-drano azy rehetra. 51Raha mbola nitsodrano Izy, dia nisaraka taminy sy nakarina ho any an-danitra. 52Ireto mpianany kosa, rehefa nitsaoka Azy, dia niverina tany Jerosalema tamin-kafaliana lehibe, 53ary tsy tapaka nankalaza an’Andriamanitra tao an-kianjan’ny tempoly.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...