vendredi 6 mars 2015
Zoma 06 Martsa 2015 - Heb 11 : 17 - 19
17Finoana no nanoloran'i Abrahama an'i Itsehàka ho sorona, fony i Abrahama nozahan'Andriamanitra toetra. Kanefa nivonon-kanao sorona ny zanany lahitokana i Abrahama, dia izy nanaovan'Andriamanitra teny fampanantenana 18sy nilazany hoe: «Avy amin'i Itsehàka no hiantsoana taranaka ho anao.» 19Noheverin'i Abrahama fa Andriamanitra dia mahay manangana an'i Itsehàka avy any amin'ny maty; ka dia noraisin'i Abrahama indray ny zanany, ary tandindon-javatra izany.
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...