mardi 12 mai 2015
Talata 12 May 2015 - Rom 8 : 26 - 27
26Toy izany koa no anampian'ny Fanahy Masina antsika amin'ny halementsika. Satria izay vavaka, araka ny tokony hataontsika, dia tsy fantatsika akory; fa ny Fanahy Masina mihitsy no mivavaka ho antsika amin-tsento tsy hay ambara amin-teny. 27Ary Andriamanitra mahita ny ao am-po no mahalala izay firònan'ny Fanahy Masina, satria araka izay irîn'Andriamanitra no ivavahan'ny Fanahy Masina ho an'ny vahoakan'Andriamanitra
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...