lundi 6 février 2017
Alatsinainy 06 Febroary 2017 - Eks 2 : 23 - 25
23Tatỳ aoriana ela dia maty ny mpanjakan'i Ejipta. Nitoloko ny Israelita noho ny fanompoany ka niantso vonjy; ary tafakatra hatrany amin'Andriamanitra ny fitarainany noho ny fanompoana. 24Nandre ny fitarainan'ny Israelita Andriamanitra ka nahatsiaro ny fanekempihavanana* nataony tamin'i Abrahama sy i Itsehàka ary i Jakôba. 25Nijery ny Israelita Andriamanitra ka nahafantatra ny nanjo azy.
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...