vendredi 22 novembre 2019
Zoma 22 Novambra 2019 - Jod 14 - 15
14I Henôka, ilay taranaka fahafito nandimby an’i Adama, dia efa naminany koa ny amin’ireo olona ireo, ka nilaza hoe: «Indro tonga ny Tompo, otronin’ny anjely masiny tsy tambo isaina, 15mba hitsara ny olona rehetra; ka hampiaiky ny ratsy fanahy rehetra Izy noho ny asa ratsy rehetra mbamin’ny teny ratsy rehetra nataon’ireo mpanota ratsy fanahy ireo hanoherana ny Tompo.» 16Ireo mpampianatra sandoka ireo dia mpimonomonona sy mpimoimoy lava, sady miaina araka ny filàndratsiny no miavonavom-piteny, ka mandoka olona mba hahazoany tombon-tsoa.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...