mercredi 20 juin 2012
Alarobia 20 Jona 2012 - Mpi 11 : 9 - 10
9 Dia hoy indray i Jifta taminy: Raha mampody ahy ianareo ankehitriny mba hiady amin'ny Hamonita, ka hatolotry ny TOMPO eo anoloako ireny, dia ho filohanareo aho. 10 Dia hoy ny valin-tenin'ny loholon'i Gilehada hoe: Ny TOMPO no ho vavolombelona amintsika fa araka izay efa nambaranao no hataonay!
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...