vendredi 15 juin 2012
Zoma 15 Jona 2012 - Rom 12 : 1 - 2
1 Ry havana, satria efa nanehoan'Andriamanitra ny hatsaram-pony isika, dia manainga anareo aho, mba samy hanolotra ny tenanareo ho sorona velona, voatokana ho an'Andriamanitra sady ankasitrahany. Izany no fanompoam-pivavahana tokony hataonareo. 2 Aza miray lasitra amin'izao tontolo izao; fa meteza hovan'Andriamanitra ka hihavao saina tanteraka, mba hahaizanareo mamantatra ny sitrapon'Andriamanitra: dia izay tsara sy ankasitrahiny ary lavorary.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
1Farany, ry havako, mifalia noho ianareo tafaray amin’ny Tompo. Tsy manahirana ahy ny mamerina aminareo indray ny teny nosoratako ho anareo...