Fiatoana
9Tongava hizaha ny asa vitan'ny TOMPO, dia ny zava-mampitolagaga nataony teto an-tany: 10ny ady ampitsahariny hatrany am-paran'ny tany, ny tsipîka sy ny lefona tapatapahiny, ary ny ampinga ataony kilan'ny afo. 11Hoy ny Tompo hoe: «Tapitra hatreo ny ady; ka ekeo fa Izaho no Andriamanitra, voasandratra hanerinerina amin'ireo firenena, voasandratra hanerinerina amin'ny tany.»
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...