Talata 17 Desambra 2013 - Apo 22 : 12 - 13
12«Indro avy faingana Aho, hoy i Jesoa; ary miaraka amiko ny valin'asa, mba hamaliako ny olona rehetra araka izay nataony avy. 13Izaho no Alfa sy Ômega, ny voalohany sy ny farany, ny fiandohana sy ny fiafarana.