vendredi 13 décembre 2013
Zoma 13 Desambra 2013 - I Pet 1 : 13 - 16
13Noho
izany, dia aoka ho vonombonona lalandava ny fanahinareo; mahonòna tena,
ka antenao tsara ny fahasoavana izay hatolotra anareo amin'ny andro
hisehoan'i Jesoa Kristy*. 14Aoka
ho fatra-panaiky an'Andriamanitra ianareo, ka aza manaraka ny
filàndratsinareo fahiny, fony ianareo mbola tao anatin'ny tsy
fahalalana. 15Fa masina* ilay Andriamanitra niantso anareo; noho izany, aoka ho masina tahaka Azy koa ianareo amin'ny lafim-pitondrantena rehetra, 16satria izao no voalazan'ny Soratra Masina*: «Aoka ho masina ianareo satria masina Aho.»
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...