Mofon'aina amin'ny teny Malagasy
vendredi 24 juin 2016
Zoma 24 Jona 2016 - Sal 140 : 12 - 13
12Aoka ny olo-mahay vava tsy honina amin'ny tany,
ary ny olon-dozabe hoenjehin'antambo ka tsy hamelany!
13Fantatro, TOMPO ô, fa hotandrovinao ny zon'ny ory
ary hamoahanao fitsarana ara-drariny ny mahantra.
Article plus récent
Article plus ancien
Accueil
Talata 11 Aprily 2023 - Isa 52 : 7 - 12
Talata 11 Aprily 2023 - Isa 52 : 7 - 12
Alarobia 13 Jona 2012 - I Kor 15 : 51 - 58
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
Alakamisy 23 Aogositra 2018 - Asa 5 : 29 - 39
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...