vendredi 2 septembre 2016
Zoma 02 Septambra 2016 - Asa 1 : 21 - 22
21Ao ireo lehilahy mpiara-dia taminay nandritra ny andro rehetra nifaneraseran'i Jesoa Tompo taminay, 22hatramin'ny andro nanaovan'i Jôhany batisa an'i Jesoa ka hatramin'ny andro nanalana Azy taminay sy nampiakarana Azy any an-danitra. Koa amin'ireo no tokony hisy anankiray ho namanay mba ho vavolombelona hanambara fa nitsangana velona i Jesoa Tompo.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...