lundi 28 mai 2012
Alatsinainay 28 May 2012 - Isa 48 : 9 - 11
9. Fa satria Andriamanitra Aho, dia notoneko ny fahatezerako ary ho fitandroako ny voninahitro, dia nanda tsy handringana anareo Aho. 10. Indro nosedraiko ianareo, nefa tsy tamin'ny afo toy ny fanao amin'ny volafotsy; fa tamin'ny memin'ny fahoriana no nandiovako anareo. 11. Noho ny amiko no nanaovako izany, eny, noho ny amiko ihany, satria tsy zakako velively ny hanalam-baraka ny anarako; ary ny voninahitro tsy homeko ny hafa.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...