jeudi 8 novembre 2012
Alakamisy 08 Novambra 2012 - Lev 19 : 11 -13
11 Aza mangalatra, aza mandainga, ary aza mifamitaka ianareo. 12 Aza mianiana amin'ny anarako mba hamitahana satria manala baraka ny anarako izany. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo. 13 Aza mamoritra ny namanareo hahazoana ny fananany, aza manendaka azy; ary aza tananao miloaka alina ny karaman'ny mpikaramanareo.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...