lundi 11 février 2013
Alatsinainy 11 Febroary 2013 - Hos 13 : 14 - 15
14 Izaho TOMPO ve hanavotra ireo olona ireo tsy ho voagejan'ny fahafatesana, ka hanafaka azy amin'ny toeran'ny maty? Rafahafatesana o, aiza ny aretina fandringananao? Ry toeran'ny maty o, aiza ny loza fandripahanao? Tsy hana-maso miantra Aho. 15 Fa na dia miroborobo aza i Efraima eo anivon'ireo mpiray firenena aminy, dia hiakatra avy any an-taniefitra ny rivotra avy atsinanana; ka ny TOMPO no handefa izany. Dia ho ritra ny loharanony ary ho tankina ny fantsakany. Hobaboina ny tahiriny, dia ny fanaka sarobidy rehetra.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...