mardi 19 mars 2013
Talata 19 Martsa 2013 - Rom 6 : 20 - 23
20 Fa fony mpanompon'ny fahotana ianareo, dia afaka tamin'ny fifehezan'ny fahamarinana. 21 Inona ary no vokatra azonareo tamin'ireny zavatra nataonareo fahiny ireny? Mahamenatra anareo izany ankehitriny satria fahafatesana no iafarany. 22 Ankehitriny anefa, natao afaka tamin'ny fahotana ianareo ary tonga mpanompon'Andriamanitra; ka ny vokatra azonareo dia ny anananareo toetra masina ary fiaina-maharitra mandrakizay amin'ny farany. 23 Satria fahafatesana no tambin'ny fahotana, dia ny fanomezan'Andriamanitra maimaimpoana kosa dia fiaina-maharitra mandrakizay ho an'izay ao amin'i Kristy Jesoa Tompontsika.
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...