samedi 23 mars 2013
Sabotsy 23 Martsa 2013 - Gal 5 : 13 - 15
13 Fa ianareo, ry havana, dia efa nantsoina ho amin'ny fahafahana; saingy tsy hoe ilay fahafahana hahazoana manao izay sitraky ny maha olona mpanota, fa aoka hifanompo ianareo amin'ny alalan'ny fitiavana. 14 Satria ny lalana manontolo dia tanteraka amin'ny didy tokana hoe: Tiavo ny namanao tahaka ny itiavanao ny tenanao! 15 Fa raha mifandramatra sy mifampihinana ianareo, tandremo fandrao hifandringana.
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...