lundi 1 avril 2013
Alatsinainy 01 Aprily 2013 - Deo 12 : 29 - 31
29 Rahatrizay ny TOMPO Andriamanitrareo dia handringana eo anoloanareo ireny firenena natao horesenareo any amin'ny tany izay hidiranareo ireny; handresy azy ianareo ary honina eo amin'ny taniny. 30 Rehefa voaringana eo anoloanareo ireny, dia mitandrema fandrao ho voafandrika hanaraka ny fanaony ianareo; mitandrema fandrao hamotopototra ny amin'ny andriamaniny ianareo sy hanontany izay fomba nanompoany azy mba hanaovanareo toy izany koa. 31 Aza anaovanareo fomba toy izany ilay TOMPO Andriamanitrareo, satria zavatra mahatsiravina sy halan'ny TOMPO no nataon-dry zareo tamin'ny andriamaniny fa hatramin'ny zanany lahy sy vavy aza dia nodorany forehitra tao anaty afo hanajana ny andriamaniny!
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...