samedi 24 août 2013
Sabotsy 24 Aogositra 2013 - I Tes 3 : 11 - 13
11Izy izay Andriamanitsika sady Raintsika sy i Jesoa Tompontsika anie hitari-dalana anay ho atỳ aminareo! 12Ny Tompo anie hampitombo ny fifankatiavanareo sy ny fitiavanareo ny olona rehetra ho tahaka ny itiavanay anareo! 13Dia hampiorina ny fonareo Izy, ka tsy hanan-tsiny sy ho masina eo anatrehan'ilay Andriamanitra Raintsika ianareo, amin'ny andro hiavian'i Jesoa Tompontsika otronin'izay rehetra voatokana ho Azy.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...