Mofon'aina amin'ny teny Malagasy
jeudi 28 novembre 2013
Alakamisy 28 Novambra 2013 - Sal 32 : 1 - 2
1 Tononkalo fananarana nataon'i Davida.
Sambatra ny olona afa-keloka
sy voavelan'Andriamanitra ny otany.
2Sambatra izay tsy heverin'ny TOMPO ho diso
sady tsy misy fitaka ny fanahiny.
Article plus récent
Article plus ancien
Accueil
Talata 11 Aprily 2023 - Isa 52 : 7 - 12
Talata 11 Aprily 2023 - Isa 52 : 7 - 12
Alarobia 13 Jona 2012 - I Kor 15 : 51 - 58
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
Alakamisy 23 Aogositra 2018 - Asa 5 : 29 - 39
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...