16I Dana dia hifehy ny vahoakany
tahaka ny foko hafa ao amin'i Israely.
17Toa bibilava mamitsaka eny an-dalana izy,
ary tahaka ny menarana eo amoron-dalana;
kaikerin'ny menarana ny traingon-tsoavaly
ka mianjera mitsilany ny mpitaingina azy.
18Manantena ny famonjenao aho, TOMPO ô!