jeudi 5 mai 2016
Alakamisy 05 may 2016 - Kol 3 : 1 - 4
1Natsangana ho velona niaraka tamin'i Kristy ianareo. Noho izany, katsaho ny zavatra any ambony, any amin'izay itoeran'i Kristy eo ankavanan'Andriamanitra. 2Saino ny zavatra any ambony fa tsy ny zavatra etỳ an-tany. 3Fa efa maty ianareo, ka ny fiainanareo dia miara-miafina amin'i Kristy ao amin'Andriamanitra. 4I Kristy no tena fiainanareo ka rahatrizay hiseho Izy, dia hiara-miseho aminy koa ianareo sady hiray voninahitra aminy.
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...