samedi 20 mai 2017
Sabotsy 20 May 2017 - Jak 1 : 5 - 7
5Kanefa raha misy aminareo tsy manam-pahendrena, dia aoka izy hangataka amin'Andriamanitra fa homeny#1.5 Ampit Ohab 2.3-6.; satria manome malalaka ho an'ny olona rehetra Andriamanitra sady tsy mba mandatsa. 6Tsy maintsy mino tsara anefa izy rehefa mangataka, fa tsy hiahanahana; satria izay miahanahana dia toy ny alon-dranomasina tsofin'ny rivotra sy atopatopany. 7Aoka tsy hanampo handray zavatra avy amin'ny Tompo ny olona toy izany,
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...