mercredi 29 août 2012
Alarobia 29 Aogositra 2012 - Gen 22 : 7 - 8
7 dia hoy i Itsehaka tamin'i Abrahama rainy: -Dada o! Ka novaliany hoe: -Mihaino anao aho, anaka. Ary hoy i Itsehaka hoe: -Indreo ny vainafo sy ny kitay, fa aiza kosa ny zanak'ondry hatao sorona dorana manontolo? 8 Fa namaly azy i Abrahama hoe: -Andriamanitra no hahita izay zanak'ondry hatao sorona dorana manontolo, anaka! Dia niara-nanohy ny diany izy mianaka.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...