lundi 6 août 2012
Alatsinainy 06 Aogositra 2012 - Rom 12 : 14 - 17
14 Miraria soa an'izay manenjika anareo; miraria soa fa aza manozona. 15 Miaraha mifaly amin'izay mifaly, miaraha mitomany amin'izay mitomany. 16 Miraisa hina; aza matimatim-boninahitra fa ny fanetren-tena ankamamiana. Aza manao ny tenanareo ho hendry.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...