vendredi 31 août 2012
Zoma 31 Aogositra 2012 - Asa 11 : 12 - 14
12 Dia nitenenan'ny Fanahy Masina aho mba tsy hisalasala ny hiaraka aminy. Tafaraka tamiko tany koa ireto havana mpino enina nentiko eto aminareo ireto, ary niditra tao an-tranon'i Kornely izahay. 13 Dia notantarain'i Kornely ny fomba nahitany tao an-trano anjely anankiray izay nanao taminy hoe: Maniraha lehilahy any Jopa haka an'i Simona, izay antsoina koa hoe Petera.
14 Hitondra teny hamonjena anao sy ny ankohonanao rehetra izy.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...