dimanche 9 septembre 2012
Alahady 09 Septambra 2012 - Lio 12 : 1 - 3
1 Tamin'izay dia tafangona ny vahoaka alikisa nifanitsa-kitro. Kanefa ny mpianany aloha no nitenenan'i Jesoa hoe: Mitandrema tena ianareo amin'ny levioran'ny Farisianina dia ny fihatsarambelatsihy. 2 Fa tsy misy afenina izay tsy haseho na takona izay tsy ho fantatra. 3 Noho izany, izay rehetra nolazainareo tao amin'ny maizina dia ho re ao amin'ny mazava; ary izay nobitsihinareo tao an'efitra mangina dia hantsoantsoina eny an-tampon-trano.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...