samedi 29 septembre 2012
Sabotsy 29 Septambra 2012 - Oha 11 : 8 - 10
8. Ny olo-marina dia afahana amin'ny tebiteby; fa ny olon-dratsy kosa no hiditra hisolo azy ao. 9. Ny mpanda an'Andriamanitra dia manimba namana amin'ny teniny; fa ny fahalalana kosa no hanafahana ny olo-marina. 10. Mifaly amin'ny fahombiazan'ny olo-marina ny tanana, ary velom-pihobiana amin'ny fahafatesan'ny olon-dratsy.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...