mardi 4 septembre 2012
Talata 04 Septambra 2012 - Mat 6 : 16 - 17
16 Rehefa mifady hanina ianareo, aza mba manahaka ny mpihatsaravelatsihy ka malahelo endrika. Ataon-dry zareo manjonitra ny tarehiny mba hahitan'ny olona azy hoe mifady hanina. Lazaiko marina aminareo fa efa azony ny valisoany. 17 Fa ianao kosa, rehefa mifady hanina, dia sasao ny tavanao ary amboary tsara ny volonao,
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...