jeudi 6 septembre 2012
Alakamisy 06 Septambra 2012 - I Tim 6 : 20 - 21
20 Tahirizo tsara, ry Timoty, ny raki-tsoa nankinina taminao; fadio ny taria poaka aty sady manazimba fivavahana; fadio ny fanoheran-kevitra avy amin'ilay antsoina foana hoe Fahalalana, kanjo tsy izy. 21 Nihambo hanana izany fahalalana izany ny sasany, ka nihataka tamin'ny finoana. Homba anareo anie ny fahasoavan'Andriamanitra!
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...