mardi 3 février 2015
Talata 03 Febroary 2015 - Jao 20 : 30 - 31
30Maro koa ny famantarana* hafa nataon'i Jesoa teo imason'ny mpianany* no tsy voasoratra amin'ity boky ity. 31Fa voasoratra ireo famantarana ireo mba hinoanareo fa i Jesoa no ilay Mesia*, ilay Zanak'Andriamanitra*, ary mba hahavelona aina anareo amin'ny alalany, raha mino Azy ianareo.
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...