mardi 29 septembre 2015
Talata 29 Septambra 2015 - I Jao 4 : 20 - 21
20Raha misy manao hoe: «Manam-pitiavana an'Andriamanitra aho», nefa mankahala ny namana iray finoana, dia mpandainga izy; fa raha ny namana izay hitany aza tsy tiany, hataony ahoana no fitia an'Andriamanitra Izay tsy hitany? 21Ary izao no didy azontsika tamin'i Kristy: izay manam-pitiavana an'Andriamanitra dia tsy maintsy manam-pitiavana ny namana iray finoana koa.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...