lundi 15 juillet 2019
Alatsinainy 15 Jolay 2019 - Lev 26 : 9 - 12
9Hijery anareo am-pitiavana Aho ka hahamaro ny taranakareo sy hampitombo anareo ary hitazona ny fanekempihavanako aminareo. 10Ho be ny vokatra miakatra ka haharitra hihinananareo ny vokatra tranainy ary hisy sisa hatao varo-boba fotsiny aza mba hasiana ny vao. 11Hiorim-ponenana eo afovoanareo Aho ary tsy ho tofoka aminareo. 12Handeha miaraka aminareo Aho, ka Izaho ho Andriamanitrareo ary ianareo ho vahoakako.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...