mardi 21 mai 2013
Talata 21 May 2013 - Lio 6 : 17 - 19
17 Dia niara-nidina tamin'ny 12 lahy i Jesoa ho eny an-tany lemaka. Mpianany* maro sy vahoaka betsaka avy any Jodea lafy valo sy Jerosalema ary ny morontsirak'i Tiro sy i Sidôna 18 no tonga teo mba hihaino Azy sy hositraniny amin'ny aretiny; ka izay nampahorîn'ny fanahy maloto* dia sitrana. 19 Ary notadiavin'ny vahoaka rehetra hokasihina i Jesoa satria nisy hery niala taminy ka nahasitrana azy rehetra.
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...