mercredi 15 mai 2013
Alarobia 15 May 2013 - Sal 118 : 13 - 16
13Natosik'ireo aho mba ho lavo, fa ny TOMPO no nanampy ahy.
14 Ny TOMPO no heriko sy reharehako, satria Izy no mampandresy ahy.
15 Feo fihobiana sy horakora-pandresena no ao an-dain'ny olona afaka: «Naneho hery ny tanan'ny TOMPO,
16 nanandratra anay ny tanan'ny TOMPO, naneho hery ny tanan'ny TOMPO.»
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...