–Tompo ô, raha sitrakao, dia hainao diovina aho!
3Nanatsotra tanana i Jesoa dia nikasika azy sady niteny hoe:
–Sitrako, madiova ianao!
Avy hatrany dia nadio ny aretin-koditra nahazo an-dralehilahy. 4Ary hoy i Jesoa taminy:
–Tandremo
ny milaza izao na amin'iza na amin'iza; fa mandehana miseho amin'ny
mpisorona ary ento ny fanatitra voadidin'i Mosesy mba ho vavolombelona
amin'ny olona fa madio ianao.