Mofon'aina amin'ny teny Malagasy
mardi 28 janvier 2014
Talata 28 Janoary 2014 - Sal 46 : 1 - 3
1
Tao amin'ny tahirin-kiran'ny
filohan'antoko-mpihira*
.
Hampiarahina amin'ny zava-maneno avo feo.
Tononkira nataon'ireo terak'i Kôra
.
2
Andriamanitra ny anay no aro sy hery;
mpamonjy mora azo indrindra Izy amin'ny fahoriana.
3
Koa tsy atahoranay na tany hihozona,
na tendrombohitra hianjera any anaty ranomasina,
Article plus récent
Article plus ancien
Accueil
Talata 11 Aprily 2023 - Isa 52 : 7 - 12
Talata 11 Aprily 2023 - Isa 52 : 7 - 12
Alarobia 18 Febroary 2015 - I Mpa 17 : 1 - 6
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
Alakamisy 23 Aogositra 2018 - Asa 5 : 29 - 39
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...