jeudi 22 janvier 2015
Alakamisy 22 janoary 2015 - Lev 19 : 1 - 4
1Dia niteny tamin'i Mosesy ny TOMPO 2mba hamepetra ny Fiangonana israelita tsivakivolo hoe:«Aoka ho masina ianareo satria masina Aho, ilay TOMPO Andriamanitrareo. 3«Samia manaja ny ray aman-dreninareo, ary tandremo ny sabata* nodidiako hitsaharana. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo. 4«Aza mivily hanaraka ireo andriamani-tsiizy ary aza manao andriamanitra anidina ho anareo. Izaho no TOMPO Andriamanitrareo.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...