Mofon'aina amin'ny teny Malagasy
mardi 2 juin 2015
Talata 02 Jona 2015 - I Pet 4 : 7 - 9
7Antomotra ny faran'ny zavatra rehetra; koa hendre, mahonòna tena mba ho afa-mivavaka. 8Fa indrindra indrindra, mifankatiava fatratra, satria ny fitiavana no mikosoka ny fahotana maro niavosa. 9Mifampiantranoa ka aza asiana monomonona.
Article plus récent
Article plus ancien
Accueil
Talata 11 Aprily 2023 - Isa 52 : 7 - 12