Mofon'aina amin'ny teny Malagasy
lundi 14 mars 2016
Alatsinainy 14 Martsa 2016 - Fit 3 : 31 - 33
31Fa tsy hanary mandrakizay ny Tompo.
32Fa raha mampahory Izy, dia mamindrafo
araka ny halehiben'ny fitiavany.
33Fa tsy sitrany ny mampahory
na mampijaly ny olombelona.
Article plus récent
Article plus ancien
Accueil
Talata 11 Aprily 2023 - Isa 52 : 7 - 12
Talata 11 Aprily 2023 - Isa 52 : 7 - 12
Alarobia 13 Jona 2012 - I Kor 15 : 51 - 58
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
Alakamisy 23 Aogositra 2018 - Asa 5 : 29 - 39
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...