samedi 12 mars 2016
Sabotsy 12 Martsa 2016 - Rom 1 : 16 - 17
16Fa tsy menatra ny Vaovao Mahafaly aho, satria io no herin'Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino, dia ny Jiosy aloha vao ny hafa firenena*. 17Eny, asehon'ny Vaovao Mahafaly fa ny aneken'Andriamanitra ny olona ho marina dia ny finoana, hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany, araka ny voalazan'ny Soratra Masina hoe: «Ny olo-marina noho ny finoana dia ho velonana hoe ny andraisana ny fahamarinana omen'Andriamanitra dia ny finoana. –Ny olo-marina... velona (jereo Hab 2.4): dkt hafa «Ny olo-marina dia ho velona araka ny finoana» na hoe «Ny finoana no hahavelona ny olo-marina». '>.»
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...