samedi 19 janvier 2013
Sabotsy 19 Janoary 2013 - Lio 18 : 28 - 30
28 Hoy kosa i Petera: Jereo ange! Izahay dia efa nahafoy izay mba anay ka niaraka taminao! 29 Dia hoy i Jesoa tamin'ny mpianany: Lazaiko marina aminareo fa tsy misy olona nahafoy trano na vady na mpiray tampo na ray aman-dreny na zanaka noho ny Fanjakan'Andriamanitra 30 ka tsy hahazo be lavitra amin'izao ety izao, ary ny fiaina-maharitra mandrakizay amin'ny andro ho avy.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...