16Nony hariva ny andro, dia maro ny azon'ny demony*
no nentin'ny olona teo amin'i Jesoa; teny fotsiny no nataon'i Jesoa
handroahana ireny fanahy ratsy ireny. Ary izay rehetra narary dia
nositraniny avokoa; 17hany ka tanteraka ilay voalazan'ny Tompo tamin'ny alalan'i Isaià mpaminany* hoe: «Izy no naka ny rofintsika sy nitondra ny aretintsika.»
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...