vendredi 9 mai 2014
Zoma 09 May 2014 - Efe 4 : 31 - 32
31Aoka ianareo tsy ho mpanao an-dolompo, tsy ho vinitra, tsy ho mora tezitra, tsy ho avo vava, tsy hanevateva: esory lavitra anareo avokoa izany, miaraka amin'ny haratsiam-panahy isan-karazany. 32Fa aoka samy ho mora fo sy antra amin'ny namany avy ianareo; mifamelà heloka, tahaka ny namelan'Andriamanitra heloka anareo noho ianareo miray amin'i Kristy.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...