lundi 19 décembre 2016
Alatsinainy 19 Desambra 2016 - I Kor 6 : 19 - 20
19Sa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Ilay ao anatinareo sady noraisinareo tamin'Andriamanitra? Tsy anareo ny tenanareo, 20fa novidîn'Andriamanitra lafo ho fananany ianareo. Noho izany, ampiasao hanomezam-boninahitra an'Andriamanitra ny tenanareo.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...