lundi 9 juillet 2012
Alatsinainy 09 Jolay 2012 - Oha 11 : 10 -13
10. Mifaly amin'ny fahombiazan'ny olo-marina ny tanana, ary velom-pihobiana amin'ny fahafatesan'ny olon-dratsy. 11. Ny tsodranon'ireo olo-mahitsy no isandratan'ny tanana; fa ny tenin'ireo olon-dratsy kosa no aharavany. 12. Izay manambany ny namany no bado; fa aleon'ny manan-tsaina mangina. 13. Ny mpanely fanaratsiana no manambara tsiambaratelo; fa ny olo-mahatoky kosa mahay manafin-javatra.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...