7 Dia nantsoin'i Mosesy i Josoa ka nitenenany teo imason'ny Israelita rehetra hoe: Mahereza sy matanjaha, satria ianao sy ity vahoaka ity dia hiara-miditra ao amin'ny tany izay nianianan'ny TOMPO fa homena ny razambenareo; ary ianao no hizara izany tany izany ho fananan'ity vahoaka ity. 8 Ny TOMPO mihitsy no handeha eo alohanao, Izy no hiaraka aminao ary tsy handao anao na hahafoy anao; koa aza matahotra na mivadi-po ianao.
--
Envoyé par Vaovao Mahafaly dans Mofon'aina amin'ny teny malagasy le 7/20/2012 12:00:00 AM
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...