11 Finoana no nahazoan'i Abrahama hery hanana anaka, na dia efa antidahibe aza izy ary na dia vehivavy momba aza i Sara vadiny; satria azon'i Abrahama antoka fa mahatoky Andriamanitra nanao ny fampanantenana. 12 Olona efa naman'ny maty ihany i Abrahama, nefa dia avy amin'izany lehilahy anankiray izany no niavian'ny taranaka maro toy ny kintana eny amin'ny habakabaka sy toy ny fasika tsy tambo isaina eny amoron-dranomasina.
--
Envoyé par Vaovao Mahafaly dans Mofon'aina amin'ny teny malagasy le 7/23/2012 12:00:00 AM
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...