vendredi 27 juillet 2012
Zoma 27 Jolay 2012 - Oha 12 : 17 - 21
17. Izay milaza ny marina no manambara ny rariny; fa fitaka kosa no ambaran'ny vavolombelona mandainga. 18. Izay mitsaontsaona dia mety handratra toy ny sabatra; fa ny tenin'ny hendry kosa dia fanasitranana. 19. Ny teny marina dia mitombina hatrany; fa ny lainga kosa dia indray mipi-maso ihany. 20. Fitaka no ao am-pon'izay miteti-dratsy;fa fifaliana kosa ho an'izay misaina fihavanana. 21. Tsy misy ratsy manjo ny olo-marina; fa ny olon-dratsy kosa heniky ny loza.
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...
-
29Fa novalian'i Petera sy ny apôstôly hoe: –Andriamanitra no tsy maintsy ekena fa tsy ny olombelona. 30Efa natsangan'ilay Andriaman...