9 Indray alina dia nisehoam-pahitana i Paoly, ka nilazan'ny Tompo hoe: Aza matahotra, fa mitenena hatrany ary aza mangina. 10 Fa momba anao Aho, ary tsy hisy olona afaka hihazona anao mba hampahorina, satria vahoaka maro no voatokana ho Ahy amin'ity tanana ity. 11 Nitoetra herintaona sy tapany tao Korinto i Paoly, ka nampianatra ny tenin'Andriamanitra tamin'ny olona.
--
Envoyé par Vaovao Mahafaly dans Mofon'aina amin'ny teny malagasy le 7/14/2012 12:00:00 AM
-
1Ary niteny tamin'i Ahaba mpanjaka i Elià izay Tisbita anisan'ny mponina tao Gilehada hoe: –Velona ny TOMPO Andriamanitr'i Isra...
-
51 Indro misy tsiambaratelo ambarako aminareo: tsy hodimandry avokoa isika rehetra; 52 vetivety foana, indray mipy maso, rehefa maneno ny t...